JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia).
Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito:
-
Manaova
Forkka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilayrepository -
Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay
Forkteo amin'ny alalan'nygit clone -
Mamorona
branchvaovao ohatragit branch modif1 -
Mifindrà ao amin'ilay
branchvao noforoninao teogit checkout modif1 -
Sokafy ilay
quotes.jsonary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. -
Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay
quotes.json
[
{
"name": "Ra Force",
"quotes": [
"Amin'azy amin'azy"
]
},
{
"name": "Andry Nirina Rajoelina",
"quotes": [
"Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ..."
]
},
{
"name": "Marc Ravalomanana",
"quotes": [
"Faly aho, tena faly aho"
]
}
]
Efa natao array ny quotes ka raha toa ka efa manana quote ao ilay olona dia eo ambanin'ilay azy farany apetraka izay ampianao.
-
Tehirizo ny fanovana nataonao.
-
Manaova
commithanamarihanao ilay fanovana. -
Alefaso ao amin'ilay
Forknataonao ilay fanovana. -
Manaova
Pull requestsao amin'nyhttps://github.com/rasolofonirina/quotes-gasy/
- Ialao ny fanoratra SMS.
- Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny
pull requestizay ataonao dia manaova foanagit pullmialohan'ny handefasanao azy.