Skip to content

Rohan29-AN/Fihirana-FFPM

Repository files navigation

Miarahaba ôo / Hello ,

MG : Ity repositories ity dia natao ho ampiasain'ny olona rehetra izay mila azy . Raisina an-tanan-droa avokoa ireo fanamarihana sy fanatsarana rehetra.

EN : This repositories can be used by those who need it. All comments and improvements are welcome.

Ity repositories ity dia misy ny version JSON an'ireo hira hita ao anatin'ny fihirana toy ny :

1.  Fihirana FFPM
2.  Antema
3.  Fihirana Fanampiny

Fanatsarana tokony/azo atao

  1. Fampidirana ny lohateny sy ny mpanoratra ho an'ny hira rehetra.
  2. Famoronana ny SQL (mendrika261 Mendrika Ramialison)
  3. ....Tsy mbola haiko fa apetrako eto ihany rehefa mahita izaho 😁😁.

Handray anjara ?

  • Fork-eo
  • Mamorona branch ho anao (git checkout -b branch_ko)
  • Commit-eo ireo fanovana nataonao (git commit -m "Nanova zavatra milay be")
  • Push-eo @ izay (git push origin branch_ko)
  • Mamoronà Pull request

MG : Isaorana avokoa ireo nanampy (@hearoy && mendrika261) nahafahana nananganana ity projet kely ity.

EN : Thank you to everyone (@hearoy && mendrika261) who contributed to the creation of this project.

Mankasitraka / Thank you

About

Repo misy an'ireo hira FFPM amin'ny format JSON

Topics

Resources

Stars

Watchers

Forks

Releases

No releases published

Packages

No packages published

Languages